Mark 3:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha i Satana no mitsangana hanohitra ny tenany ka miady an-trano dia tsy haharitra izy fa ho rava ny heriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa raha mitsangan-kanohitra ny tenany àry i Satana, ka miady an-trano, dia tsy maharitra izy fa rava ny heriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha i Satàna no mitsangana hanohitra ny tenany sy miady an-trano, dia tsy haharitra izy fa ho vita eo ny aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha Satana no mitsangana hanohitra ny tenany ka miady an-trano, dia tsy haharitra izy, fa ho rava ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha i Satana no mitsangana hanohitra ny tenany ka miady an-trano dia tsy haharitra izy fa ho rava ny heriny.
malagasy
Ary raha Satana no mitsangana hanohitra ny tenany ka miady an-trano, dia tsy haharitra izy, fa ho rava ny heriny.