Mark 3:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy misy olona afaka miditra ao an-tranon’ny mahery ka handroba ny entany raha tsy afatony aloha ilay mahery dia izay vao robainy ny ao an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy olona afa-miditra ao an-tranon’ny mahery sy mandroba ny ao an-tranony, raha tsy afatony aloha ilay mahery, vao robainy ny ao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy misy olona afaka hiditra ao an-tranon’olona matanjaka mba handroba ny fananany, raha tsy voafatony aloha ilay olona matanjaka; dia izay izy vao mandroba ny ao an-trano.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy misy olona afaka miditra ao an-tranon'ny mahery ka handroba ny entany, raha tsy afatony aloha ilay mahery, dia vao robainy ny ao an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy misy olona afaka miditra ao an-tranon’ny mahery ka handroba ny entany raha tsy afatony aloha ilay mahery dia izay vao robainy ny ao an-tranony.
malagasy
Kanefa tsy misy olona afaka miditra ao an-tranon'ny mahery ka handroba ny entany, raha tsy afatony aloha ilay mahery, dia vao robainy ny ao an-tranony.