Mark 3:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona mantsy dia niteny hoe: Azom-panahy maloto Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria hoy izy ireo hoe: «Manana Fanahy maloto Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nilaza manko ireo mpahay lalàna fa hoe fanahy maloto no ao amin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
satria ny olona nanao hoe: Azom-panahy maloto Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona mantsy dia niteny hoe: Azom-panahy maloto Izy.
malagasy
satria ny olona nanao hoe: Azom-panahy maloto Izy.