Mark 3:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga ny reniny mbamin’ireo rahalahiny ka nijanona teo alatrano, dia naniraka olona hankao Aminy hiantso Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga ny reniny sy ny rahalahiny, nijanona teo alatrano, ka naniraka nampiantso Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia tonga ny renin’i Jesoa sy ireo rahalahiny, nijanona teo alatrano ary naniraka olona hiantso Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary avy ny reniny mbamin'ny rahalahiny ka nijanona teo ala-trano, dia naniraka tao aminy hiantso Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga ny reniny mbamin’ireo rahalahiny ka nijanona teo alatrano, dia naniraka olona hankao Aminy hiantso Azy.
malagasy
Ary avy ny reniny mbamin'ny rahalahiny ka nijanona teo ala-trano, dia naniraka tao aminy hiantso Azy.