Mark 3:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nipetraka manodidina Azy ny vahoaka ka nilaza Taminy hoe: Indreo, ao alatrano ny reninao sy ireo rahalahinao ary ireo anabavinao mitady Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nisy olona maro nipetraka nanodidina Azy, dia nilazana Izy natao hoe: «Indreo ao alatrano ny reninao sy ny rahalahinao mitady anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vahoaka be no nipetraka nanodidina an’i Jesoa; ary nisy nilaza taminy hoe: –Indreo mitady Anao ao alatrano ao ny reninao sy ny rahalahinao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka nipetraka manodidina Azy ka nanao taminy hoe: Indreo, ato ala-trano ny reninao sy ny rahalahinao mitady Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nipetraka manodidina Azy ny vahoaka ka nilaza Taminy hoe: Indreo, ao alatrano ny reninao sy ireo rahalahinao ary ireo anabavinao mitady Anao.
malagasy
Ary ny vahoaka nipetraka manodidina Azy ka nanao taminy hoe: Indreo, ato ala-trano ny reninao sy ny rahalahinao mitady Anao.