Mark 3:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izy namaly azy ireo hoe: Iza no reniko sy rahalahiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa novaliany hoe: «Iza moa no reniko sy rahalahiko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’i Jesoa: –Iza moa no reniko sy rahalahiko?
Malagasy Bible 1865
Ary Izy namaly azy ka nanao hoe: Iza no reniko sy rahalahiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izy namaly azy ireo hoe: Iza no reniko sy rahalahiko?
malagasy
Ary Izy namaly azy ka nanao hoe: Iza no reniko sy rahalahiko?