Mark 3:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nijery izay nipetraka manodidina Azy Izy ka niteny hoe: Ireto ny reniko sy ny rahalahiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nijery izay nipetraka nanodidina Azy Izy ka nanao hoe: «Ireo no reniko sy rahalahiko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia natopiny tamin’ireo olona nipetraka nanodidina Azy ny masony ka hoy Izy: –Ireto no reniko sy rahalahiko.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nijery izay nipetraka manodidina Azy Izy, dia hoy Izy: Indreo ny reniko sy ny rahalahiko!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nijery izay nipetraka manodidina Azy Izy ka niteny hoe: Ireto ny reniko sy ny rahalahiko!
malagasy
Ary nony nijery izay nipetraka manodidina Azy Izy, dia hoy Izy: Indreo ny reniko sy ny rahalahiko!Fa na iza na iza no manao ny sitrapon'Andriamanitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.