Mark 3:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na iza na iza no manao ny sitrapon’Andriamanitra dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa na iza na iza manao ny sitrapon’Andriamanitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na iza na iza manao ny sitrapon’Andriamanitra, dia izany no rahalahiko, anabaviko na reniko.
Malagasy Bible 1865
Fa na iza na iza no manao ny sitrapon'Andriamanitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na iza na iza no manao ny sitrapon’Andriamanitra dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.
malagasy
Fa na iza na iza no manao ny sitrapon'Andriamanitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.