Mark 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa Izy tamin’ny olona: Inona moa no tokony hatao amin’ny Sabata, ny manao soa va sa ny manao ratsy? Ny mamonjy aina va sa ny mamono? Fa tsy nisy niteny ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy koa Izy tamin’ny olona: «Inona no mety hatao amin’ny sabata, ny soa sa ny ratsy, ny mamonjy aina sa ny mamono?» Fa tsy niteny tsy nivolana izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’ny olona nizaha taratra Azy: –Inona moa no azo atao amin’ny andro sabata, ny manao soa sa ny manao ratsy? ny mamonjy ain’olona sa ny mamono olona? Fa tsy nisy niteny ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Izy tamin'ny olona: Inona moa no mety hatao amin'ny Sabata, ny manao soa va, sa ny manao ratsy? ny mamonjy aina va, sa ny mahafaty? Fa tsy nety niteny ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa Izy tamin’ny olona: Inona moa no tokony hatao amin’ny Sabata, ny manao soa va sa ny manao ratsy? Ny mamonjy aina va sa ny mamono? Fa tsy nisy niteny ny olona.
malagasy
Ary hoy koa Izy tamin'ny olona: Inona moa no mety hatao amin'ny Sabata, ny manao soa va, sa ny manao ratsy? ny mamonjy aina va, sa ny mahafaty? Fa tsy nety niteny ny olona.