Mark 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nibanjina azy ireo tamim-pahatezerana Izy sady nalahelo noho ny hamafin’ny fony ka hoy Izy tamin-dRalehilahy: Atsory ny tananao. Dia natsotrany ka sitrana ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nijery azy rehetra tamin-katezerana Izy, sy nalahelo noho ny hajamban’ny fony, ary nilaza tamin-dralehilahy hoe: «Ahinjiro ny tananao» Dia nahinjiny, ka sitrana ny tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tezitra i Jesoa nanopy maso manodidina nijery azy ireo, sady nalahelo tokoa noho ny hamafin’ny fony, ka niteny tamin-dralehilahy hoe: –Atsory ny tananao! Dia natsotran’ilay marary ny tanany ka sitrana.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nijerijery azy tamin'ny fahatezerana Izy sady nalahelo noho ny hamafin'ny fony, dia hoy Izy tamin-dralehilahy: Ahinjiro ny tananao. Dia nahinjiny, ka sitrana ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nibanjina azy ireo tamim-pahatezerana Izy sady nalahelo noho ny hamafin’ny fony ka hoy Izy tamin-dRalehilahy: Atsory ny tananao. Dia natsotrany ka sitrana ny tanany.
malagasy
Ary nony nijerijery azy tamin'ny fahatezerana Izy sady nalahelo noho ny hamafin'ny fony, dia hoy Izy tamin-dralehilahy: Ahinjiro ny tananao. Dia nahinjiny, ka sitrana ny tànany.