Mark 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niala tao amin’ny sinagoga ny Fariseo ka avy hatrany dia nikaon-doha niaraka tamin’ny Herodiana hanohitra an’i Jesosy mba hahafaty Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary lasa nivoaka ny Farisianina, ka niaraka tamin’izay dia niara-nihevitra tamin’ny Herôdianina hanao izay hahavoazana Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa lasa nivoaka ny sinagôga avy hatrany kosa ny Farisianina, ary niara-nioko tamin’ny Herôdianina ny amin’izay hamonoana an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary lasa nivoaka ny Fariseo, ka niaraka tamin'izay dia niray tetika tamin'ny Herodiana izy hanohitra an'i Jesosy mba hahafaty Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niala tao amin’ny sinagoga ny Fariseo* ka avy hatrany dia nikaon-doha niaraka tamin’ny Herodiana hanohitra an’i Jesosy mba hahafaty Azy.
malagasy
Ary lasa nivoaka ny Fariseo, ka niaraka tamin'izay dia niray tetika tamin'ny Herodiana izy hanohitra an'i Jesosy mba hahafaty Azy.