Mark 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jerosalema, Edoma, avy tany andafin’i Jordana sy ny tany manodidina an’i Tiro sy i Sidona izay nandre izay zavatra nataony ka nankany Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary maro koa no tany Jodea sy Jerosalema, sy tany Idomea, sy tany an-dafin’i Jordany, ary tamin’ny tany manodidina an’i Tira sy Sidona no nankeo aminy nony nandre ny nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy avy any Jerosalema, avy any Idomea sy andafin’ny ony Jôrdàna, ary avy amin’ny faritra manodidina an’i Tiro sy i Sidôna. Samy nandre izay nataon’i Jesoa izy rehetra ka nanatona Azy.
Malagasy Bible 1865
sy Jerosalema sy Edoma sy tany an-dafin'i Jordana ary tamin'ny tany manodidina an'i Tyro sy Sidona nandre izay zavatra nataony, dia nankeo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jerosalema, Edoma, avy tany andafin’i Jordana sy ny tany manodidina an’i Tiro sy i Sidona izay nandre izay zavatra nataony ka nankany Aminy.
malagasy
sy Jerosalema sy Edoma sy tany an-dafin'i Jordana ary tamin'ny tany manodidina an'i Tyro sy Sidona nandre izay zavatra nataony, dia nankeo aminy.