Mark 3:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza tamin’ny mpianany Izy mba hanomana sambokely iray ho Azy noho ny habetsahan’ny vahoaka, mba tsy hifanositosika Aminy ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nilaza tamin’ny mpianany Izy mba hanomana sambo kely hiandry Azy eo noho ny habetsahan’ny vahoaka, fandrao dia poritin’ny olona Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Anomany sambokely eto akaikiko Aho fandrao hifanosehan’ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy nilaza tamin'ny mpianany mba hanisy sambokely hiandry Azy noho ny habetsahan'ny vahoaka, fandrao mifanety aminy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilaza tamin’ny mpianany Izy mba hanomana sambokely iray ho Azy noho ny habetsahan’ny vahoaka, mba tsy hifanositosika Aminy ny olona.
malagasy
Ary Izy nilaza tamin'ny mpianany mba hanisy sambokely hiandry Azy noho ny habetsahan'ny vahoaka, fandrao mifanety aminy ireo.