Mark 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nisintona tsy teo amin’ny vahoaka intsony Izy dia nanontany Azy ny amin’ireo fanoharana ireo ny olona nomba Azy mbamin’ny roa amby folo lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nitokana Izy, dia nanontany Azy ny amin’ny fanoharana ireo momba Azy mbamin’ny roa ambin’ny folo lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nitokana lavitra ny vahoaka i Jesoa, dia nanontany Azy ny hevitry ny fanoharana ireo mpomba Azy mbamin’ny 12 lahy,
Malagasy Bible 1865
Ary raha tao amin'ny mangingina Izy, dia nanontany Azy ny amin'ny fanoharana ireo nomba Azy mbamin'ny roa ambin'ny folo lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nisintona tsy teo amin’ny vahoaka intsony Izy dia nanontany Azy ny amin’ireo fanoharana ireo ny olona nomba Azy mbamin’ny roa amby folo lahy.
malagasy
Ary raha tao amin'ny mangingina Izy, dia nanontany Azy ny amin'ny fanoharana ireo nomba Azy mbamin'ny roa ambin'ny folo lahy.