Mark 4:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Ianareo no efa nomena ny zavamiafina ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra; fa amin’ireo izay any ivelany kosa ny zavatra rehetra dia atao amin’ny fanoharana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy taminy: «Ianareo no nomena ny hahalala ny zava-miafina amin’ny fanjakan’Andriamanitra, fa amin-dry zareo any ivelany kosa ny zavatra rehetra dia atao amin’ny fanoharana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka novaliany hoe: –Ianareo no efa nomena ny tsiambaratelo momba ny Fanjakàn’Andriamanitra; fa ho an’ireo any ivelany kosa dia manjary ankamantatra saro-pantarina ny zavatra rehetra,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Hianareo no efa nomena ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra; fa amin'ireny izay any ivelany kosa ny zavatra rehetra dia atao amin'ny fanoharana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Ianareo no efa nomena ny zavamiafina ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra; fa amin’ireo izay any ivelany kosa ny zavatra rehetra dia atao amin’ny fanoharana
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Hianareo no efa nomena ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra; fa amin'ireny izay any ivelany kosa ny zavatra rehetra dia atao amin'ny fanoharana;