Mark 4:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba «hijery mandrakariva ihany izy nefa tsy hahita ary handre mandrakariva ihany izy nefa tsy hahafantatra, fandrao hibebaka izy ka havela ny helony» (Isa 6.9, 10).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hahita maso izy fa tsy hahalala, ary handre sofina fa tsy hahafantatra, fandrao mibebaka izy ka havela ny helony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hany ka «hijery dia hijery izy fa tsy hahita ary hihaino dia hihaino fa tsy hahafantatra, afa-tsy raha miverina amin’Andriamanitra izy ka ho voavela heloka.»
Malagasy Bible 1865
mba hijery mandrakariva ihany izy, fa tsy hahita; ary mba handre mandrakariva ihany izy, fa tsy hahafantatra; fandrao hibebaka izy, ka havela ny helony (Isa. 6. 9, 10).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba «hijery mandrakariva ihany izy nefa tsy hahita ary handre mandrakariva ihany izy nefa tsy hahafantatra, fandrao hibebaka izy ka havela ny helony» (Isa 6.9, 10).
malagasy
mba hijery mandrakariva ihany izy, fa tsy hahita; ary mba handre mandrakariva ihany izy, fa tsy hahafantatra; fandrao hibebaka izy, ka havela ny helony (Isa. 6. 9, 10).