Mark 4:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa Izy taminy: Tsy azonareo va ilay fanoharana teo? Koa hataonareo ahoana no fahafantatra ny fanoharana rehetra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy: «Tsy azonareo va izany fanoharana izany? Koa hataonareo ahoana àry no fahalala ny fanoharana rehetra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’ireo mpomba Azy sy tamin’ny 12 lahy: –Tsy azonareo ve ilay fanoharana teo? Ka hataonareo ahoana no fahazo ny fanoharana hafa rehetra?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Tsy azonareo va ilay fanoharana teo? koa hataonareo ahoana no fahafantatra ny fanoharana rehetra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa Izy taminy: Tsy azonareo va ilay fanoharana teo? Koa hataonareo ahoana no fahafantatra ny fanoharana rehetra?
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Tsy azonareo va ilay fanoharana teo? koa hataonareo ahoana no fahafantatra ny fanoharana rehetra?