Mark 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo izay teo amoron-dalana dia ireo izay amafazana ny teny, kanefa rehefa nandre izy dia avy miaraka amin’izay i Satana ka manaisotra ny teny izay nafafy tao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto eo amoron-dalana dia ny olona izay amafazana ny teny; fa raha vao nahare izy, dia tonga i Satana ka manesotra ny teny voafafy tao am-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao ny amafazana ny teny eo amoron-dalana: vao mahaheno izy, dia tonga i Satàna manaisotra ny teny voafafy tao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary ireto no ilay teo amoron-dalana, dia izay amafazana ny teny, fa rehefa nandre izy, dia avy miaraka amin'izay Satana ka manaisotra ny teny izay nafafy tao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo izay teo amoron-dalana dia ireo izay amafazana ny teny, kanefa rehefa nandre izy dia avy miaraka amin’izay i Satana ka manaisotra ny teny izay nafafy tao aminy.
malagasy
Ary ireto no ilay teo amoron-dalana, dia izay amafazana ny teny, fa rehefa nandre izy, dia avy miaraka amin'izay Satana ka manaisotra ny teny izay nafafy tao aminy.