Mark 4:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka izany koa, ireo izay voafafy teny amin’ny toerana be vato dia izay mandre ny teny ka malaky mandray izany amin’ny hafaliana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa, ireo mandray ny voa amin’ny tany be vato no izay vao mandre ny teny, dia mandray azy an-kafaliana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao koa ny amafazana an-tany be vato: vao mahaheno ny teny izy, dia mandray azy an-kafaliana,
Malagasy Bible 1865
Ary tahaka izany koa, ireto no ilay voafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy, dia izay mandre ny teny ka malaky mandray izany amin'ny hafaliana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka izany koa, ireo izay voafafy teny amin’ny toerana be vato dia izay mandre ny teny ka malaky mandray izany amin’ny hafaliana;
malagasy
Ary tahaka izany koa, ireto no ilay voafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy, dia izay mandre ny teny ka malaky mandray izany amin'ny hafaliana;