Mark 4:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa tsy mamahatra lalina ao anatiny ireny fa mihelina vetivety foana; koa raha vao tonga izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny dia tafintohina miaraka amin’izay izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa tsy miorina lalina ao anatiny izy, ka tsy maharitra ela; fa nony tonga ny fahoriana sy ny fanenjehana noho ny teny, dia tafintohina miaraka amin’izay izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy tsy alatsany lalina ao aminy fa vetivety foana no itanany azy; ka raha vao mitranga ny fahoriana na fanenjehana noho ny tenin’Andriamanitra, dia very finoana izy.
Malagasy Bible 1865
nefa tsy manam-paka ao anatiny ireny, fa maharitra vetivety foana; koa rehefa afaka izany, ka tonga izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny, dia tafintohina miaraka amin'izay izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa tsy mamahatra lalina ao anatiny ireny fa mihelina vetivety foana; koa raha vao tonga izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny dia tafintohina miaraka amin’izay izy.
malagasy
nefa tsy manam-paka ao anatiny ireny, fa maharitra vetivety foana; koa rehefa afaka izany, ka tonga izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny, dia tafintohina miaraka amin'izay izy.