Mark 4:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary misy hafa koa izay voafafy teny amin’ny tsilo, dia ireo no nandre ny teny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo mandray ny voa ao anatin’ny tsilo no izay mihaino ny teny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao indray ny amafazana anaty tsilo: mahaheno ny teny izy,
Malagasy Bible 1865
Ary misy hafa koa izay voafafy teny amin'ny tsilo, dia ireo no ilay nandre ny teny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary misy hafa koa izay voafafy teny amin’ny tsilo, dia ireo no nandre ny teny,
malagasy
Ary misy hafa koa izay voafafy teny amin'ny tsilo, dia ireo no ilay nandre ny teny,