Mark 4:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa ny fanahiana ny amin’izao fiainana izao sy ny fitaky ny harena ary ny filana hafa tafiditra ao aminy dia mangeja ny teny ka tsy mamoa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny fiahiana izao fiainana izao sy ny fìtaky ny harena mbamin’ny fanirian-javatra hafa, dia miditra mamono ny teny, ka tonga tsy mamoa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy ny fiahiana ny fiainana etoana sy ny fanodokan’ny harena ary ny fitsiriritana hafa rehetra, samy miditra ao aminy, ka mangeja ny teny tsy ho afa-mamoa.
Malagasy Bible 1865
fa ny fiahiahiana izao fiainana izao sy ny fitaky ny harena ary ny filàna ny zavatra hafa miditra, dia mangeja ny teny, ka tsy mamoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa ny fanahiana ny amin’izao fiainana izao sy ny fitaky ny harena ary ny filana hafa tafiditra ao aminy dia mangeja ny teny ka tsy mamoa izy.
malagasy
fa ny fiahiahiana izao fiainana izao sy ny fitaky ny harena ary ny filàna ny zavatra hafa miditra, dia mangeja ny teny, ka tsy mamoa izy.