Mark 4:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampianatra azy zavatra maro tamin’ny fanoharana Izy ka nilaza izao fampianarana izao hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nampianatra azy zavatra maro tamin’ny fanoharana Izy, ka nilaza tamin’ny fampianarany hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanoharana no nampianaran’i Jesoa zavatra maro azy; ary nandritra ny fampianarany no nitenenany taminy hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary nampianatra azy zavatra maro tamin'ny fanoharana Izy ka nilaza tamin'ny fampianarany azy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampianatra azy zavatra maro tamin’ny fanoharana Izy ka nilaza izao fampianarana izao hoe:
malagasy
Ary nampianatra azy zavatra maro tamin'ny fanoharana Izy ka nilaza tamin'ny fampianarany azy hoe: