Mark 4:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy misy takona izay tsy ho hita na miafina izay tsy haseho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy misy takona izay tsy haseho, na miafina izay tsy haposaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria tsy misy takona izay tsy haseho, na miafina izay tsy haharihary.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy misy takona izay tsy ho hita, na miafina izay tsy haseho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy misy takona izay tsy ho hita na miafina izay tsy haseho.
malagasy
Fa tsy misy takona izay tsy ho hita, na miafina izay tsy haseho.