Mark 4:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray Izy tamin’izy ireo: Diniho izay teny renareo. Araka ny ohatra anoharanareo ihany no hanoharana ho anareo, ary homena mihoatra aza ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy indray Izy: «Diniho izay renareo. Araka izay famarana hamaranareo ihany no hamarana ho anareo, ary homena mihoatra aza ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa i Jesoa taminy: –Diniho izao teny renareo izao: izay famarana amaranareo ihany no hamaran’Andriamanitra ho anareo koa, ary hasiany fanampiny aza ny anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Diniho izay teny renareo; araka ny ohatra anoharanareo ihany no hanoharana ho anareo, ary homena mihoatra aza ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray Izy tamin’izy ireo: Diniho izay teny renareo. Araka ny ohatra anoharanareo ihany no hanoharana ho anareo, ary homena mihoatra aza ianareo.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Diniho izay teny renareo; araka ny ohatra anoharanareo ihany no hanoharana ho anareo, ary homena mihoatra aza ianareo.