Mark 4:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay manana no homena; ary ny amin’izay tsy manana, na dia izay ananany aza, dia halaina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay manana dia homena, ary izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza dia hoesorina aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria izay manana no homena; ary izay tsy manana kosa, na izay kely ananany aza dia halana aminy.
Malagasy Bible 1865
Fa izay manana no homena; ary ny amin'ny tsy manana, na dia izay ananany aza dia halaina aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay manana no homena; ary ny amin’izay tsy manana, na dia izay ananany aza, dia halaina aminy.
malagasy
Fa izay manana no homena; ary ny amin'ny tsy manana, na dia izay ananany aza dia halaina aminy.