Mark 4:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa Izy: Toy izao ny fanjakan’Andriamanitra: Tahaka ny lehilahy mamafy voa amin’ny tany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy koa Izy: «Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny lehilahy anankiray mamafy voa amin’ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa i Jesoa: –Ny Fanjakàn’Andriamanitra dia tahaka ny amin’ity olona namafy voa amin’ny tany;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Toy izao ny fanjakan'Andriamanitra: tahaka ny lehilahy mamafy voa amin'ny tany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa Izy: Toy izao ny fanjakan’Andriamanitra: Tahaka ny lehilahy mamafy voa amin’ny tany
malagasy
Ary hoy Izy: Toy izao ny fanjakan'Andriamanitra: tahaka ny lehilahy mamafy voa amin'ny tany