Mark 4:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny tany dia manome vokatra ho azy: Voalohany dia misy tahony, avy eo salohiny, ary farany dia salohy feno vary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa mahavokatra ho azy ny tany, ka tahony no voalohany, dia salohiny no manarakaraka, vao ventim-bary amin’ny salohiny no farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mamokatra fotsiny amin’izao ny tany: tahony aloha, dia salohiny maitso, ary farany dia voany matoy eny amin’ny salohiny.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tany mahavokatra ho azy: voalohany misy tahony, dia teraka, ary rehefa izany, dia feno voa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny tany dia manome vokatra ho azy: Voalohany dia misy tahony, avy eo salohiny, ary farany dia salohy feno vary.
malagasy
Fa ny tany mahavokatra ho azy: voalohany misy tahony, dia teraka, ary rehefa izany, dia feno voa.