Mark 4:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa masaka eny an-tsaha izy dia atao miaraka amin’izay ny fijinjana fa efa tonga ny fararano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa vokatra dia jinjaina miaraka amin’izay, satria tonga ny taom-pijinjana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha vao azo jinjaina, dia jinjain’ilay olona fa tonga ny fotoana fijinjana.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa azo jinjana izy, dia jinjany miaraka amin'izay, fa efa tonga ny fararano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa masaka eny an-tsaha izy dia atao miaraka amin’izay ny fijinjana fa efa tonga ny fararano.
malagasy
Fa rehefa azo jinjana izy, dia jinjany miaraka amin'izay, fa efa tonga ny fararano.