Mark 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa: Indro, niainga ity mpamafy mba hamafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mihainoa: Indro niainga hamafy ny mpamafy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Henoy ange: indro niainga ity mpamafy hamafy voa.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa: Indro, nivoaka ny mpamafy mba hamafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa: Indro, niainga ity mpamafy mba hamafy.
malagasy
Mihainoa: Indro, nivoaka ny mpamafy mba hamafy.