Mark 4:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy: Ahoana no hanoharantsika ny fanjakan’Andriamanitra, ary inona no fanoharana hanoharantsika azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy indray Izy: «Amin’inona no hampitahàntsika ny fanjakan’Andriamanitra, ary fanoharana inona no hanehoantsika azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa i Jesoa hoe: –Inona no hampitahantsika ny Fanjakàn’Andriamanitra sa fanoharana inona no hoentintsika manazava azy?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Ahoana no hanoharantsika ny fanjakan'Andriamanitra, ary inona no fanoharana hanoharantsika azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy: Ahoana no hanoharantsika ny fanjakan’Andriamanitra, ary inona no fanoharana hanoharantsika azy?
malagasy
Ary hoy Izy: Ahoana no hanoharantsika ny fanjakan'Andriamanitra, ary inona no fanoharana hanoharantsika azy?