Mark 4:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny voantsinapy izy, izay kely noho ny voan-javatra rehetra raha vao afafy amin’ny tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny voan-tsinapy izy, izay kely indrindra amin’ny voa rehetra ambonin’ny tany raha vao afafy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny voan-tsinapy, ka raha ilay afafy amin’ny tany iny, dia madinika indrindra izy amin’ny voa famafy rehetra etỳ ambonin’ny tany;
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny voantsinapy izy, izay kely noho ny voa rehetra, raha vao afafy amin'ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny voantsinapy izy, izay kely noho ny voan-javatra rehetra raha vao afafy amin’ny tany;
malagasy
Tahaka ny voantsinapy izy, izay kely noho ny voa rehetra, raha vao afafy amin'ny tany;