Mark 4:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fanoharana maro toy izany no nanambaràny ny teny tamin’izy ireo, araka izay azony nohenoina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia fanoharana maro toy izany no nitoriany teny taminy, araka izay takatry ny sain’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia fanoharana maro tahatahaka izany no nanambaràn’i Jesoa ny tenin’Andriamanitra tamin’ny olona, araka izay mety ho takatry ny sain’ny mpihaino.
Malagasy Bible 1865
Ary fanoharana maro toy izany no nanambarany ny teny taminy, araka izay hainy hohenoina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fanoharana maro toy izany no nanambaràny ny teny tamin’izy ireo, araka izay azony nohenoina.
malagasy
Ary fanoharana maro toy izany no nanambarany ny teny taminy, araka izay hainy hohenoina.