Mark 4:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’io andro io ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy tamin’ireo: Andeha isika ho erỳ ampita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Androtr’izay ihany, nony hariva ny andro, dia hoy Izy taminy: «Andeha isika hita ho eny an-dafin-drano.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny harivan’iny andro iny ihany dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Andeha isika hankerỳ ampita!
Malagasy Bible 1865
Ary androtrizay ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy taminy: Andeha isika hita ho eny am-pita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’io andro io ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy tamin’ireo: Andeha isika ho erỳ ampita.
malagasy
Ary androtrizay ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy taminy: Andeha isika hita ho eny am-pita.