Mark 4:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao aoriana Jesosy no natory teo ambonin’ny ondana. Dia namoha Azy izy ireo ka niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao va izao hahafatesanay izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Jesoa kosa natory teo ambody sambo kely tambonin’ny ondana, ka nofohazin’izy ireo Izy nilazany hoe: «Ry Mpampianatra ô! tsy mampaninona Anao va raha maty izahay?».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa anefa natory teo amin’ny zoron-tsambo terỳ aoriana fa nisy ondana niondanany teo; ary nofohazin’ny mpianany Izy ka nilazany hoe: –Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao ve na ho faty aza isika?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy natory teo am-bodin'ny sambokely tambonin'ny ondana; ary namoha Azy izy ireo ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao va izao hahafatesanay izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao aoriana Jesosy no natory teo ambonin’ny ondana. Dia namoha Azy izy ireo ka niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao va izao hahafatesanay izao?
malagasy
Ary Jesosy natory teo am-bodin'ny sambokely tambonin'ny ondana; ary namoha Azy izy ireo ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao va izao hahafatesanay izao?