Mark 4:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy tamin’izy ireo: Nahoana no matahotra ianareo? Tsy mbola manana finoana va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy tamin’izy ireo: «Nahoana no saro-tahotra ianareo? Tsy mbola manam-pinoana ihany va ianareo?» Ary natahotra dia natahotra izy ireo ka nifampilaza hoe: «Iza moa io, fa ny rivotra sy ny ranomasina avy no manaiky Azy?».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Nahoana no saro-tahotra ianareo? Tsy mbola manam-pinoana angaha ianareo?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra ianareo? Tsy mbola manam-pinoana va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy tamin’izy ireo: Nahoana no matahotra ianareo? Tsy mbola manana finoana va ianareo?
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra ianareo? Tsy mbola manam-pinoana va ianareo?Ary natahotra indrindra izy ireo ka niresaka hoe: Iza moa Ity, fa ny rivotra sy ny ranomasina aza manaiky Azy?