Mark 4:41 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary natahotra indrindra izy ireo ka niresaka hoe: Iza moa Ity, fa samy manaiky Azy, na ny rivotra na ny ranomasina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary natahotra dia natahotra tokoa iretsy mpianany, ka nifampilaza hoe: –Fa iza àry io no manaiky Azy hatramin’ny rivotra sy ny farihy?
Malagasy Bible 1865
Ary natahotra indrindra izy ireo ka niresaka hoe: Iza moa Ity, fa ny rivotra sy ny ranomasina aza manaiky Azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary natahotra indrindra izy ireo ka niresaka hoe: Iza moa Ity, fa samy manaiky Azy, na ny rivotra na ny ranomasina?
malagasy
Ary natahotra indrindra izy ireo ka niresaka hoe: Iza moa Ity, fa ny rivotra sy ny ranomasina aza manaiky Azy?