Mark 4:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa niposaka ny masoandro dia nalazo ireo satria tsy namahatra tsara dia maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nony niposaka ny masoandro, sady nasian’ny hainandro izy no tsy latsaka lalina ka maina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy nony nipoaka ny andro, dia nalazon’ny hafanana ireo tsimoka ireo ka maina satria tsy namaka lalina.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa niposaka ny masoandro, dia nalazo ireny; ary satria tsy nanam-paka, dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa niposaka ny masoandro dia nalazo ireo satria tsy namahatra tsara dia maty.
malagasy
Fa rehefa niposaka ny masoandro, dia nalazo ireny; ary satria tsy nanam-paka, dia maty izy.