Mark 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy ampahany hafa indray latsaka teny amin’ny tsilo; ary naniry ny tsilo ka nangeja azy dia tsy namoa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sasany latsaka tany anaty tsilo, ary nitombo ny tsilo ka nangeja azy, dia tsy namoa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny voa sasany indray latsaka tany anaty tsilo; ary nitombo ny tsilo ka nangeja ny tsimoka, dia tsy namoa izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tsilo; ary ny tsilo naniry ka nangeja azy, dia tsy namoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy ampahany hafa indray latsaka teny amin’ny tsilo; ary naniry ny tsilo ka nangeja azy dia tsy namoa izy.
malagasy
Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tsilo; ary ny tsilo naniry ka nangeja azy, dia tsy namoa izy.