Mark 4:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny voa sasany dia latsaka teny amin’ny tany lonaka, koa raha naniry sy namoa ireny dia namokatra: Ny iray dia namokatra telopolo, ny iray dia enimpolo ary ny iray dia zato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny sasany latsaka tamin’ny tany tsara, dia naniry sy nitombo ary namoa, ka ny sasany avo telopolo heny, ny sasany avo enimpolo heny, ny sasany avo zato heny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny voa sasany kosa latsaka tamin’ny tany lonaka, dia naniry sy nitombo ary namoa: ny iray namokatra telopolo heny, ny iray enimpolo heny, ny iray zato heny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tany tsara, ary raha naniry sy namoa, dia vokatra, fa namoa: ny sasany avy telo-polo heny, ary ny sasany avy enim-polo heny, ary ny sasany avy zato heny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny voa sasany dia latsaka teny amin’ny tany lonaka, koa raha naniry sy namoa ireny dia namokatra: Ny iray dia namokatra telopolo, ny iray dia enimpolo ary ny iray dia zato.
malagasy
Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tany tsara, ary raha naniry sy namoa, dia vokatra, fa namoa: ny sasany avy telo-polo heny, ary ny sasany avy enim-polo heny, ary ny sasany avy zato heny.