Mark 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy: Izay manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy: «Izay manan-tsofina hihainoana, aoka hihaino.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nofaranan’i Jesoa hoe: –Izay manan-tsofina hihainoana, aoka hihaino!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy: Izay manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino.
malagasy
Ary hoy Izy: Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.