Mark 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga teny ampitan’ny ranomasina tao amin’ny tanin’ny Geraseniana izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafita ny ranomasina izy ireo dia tonga tao amin’ny tanin’ny Gerasena;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandeha sambokely i Jesoa sy ny mpianany ka tonga teny ampitan’ny farihin’i Galilea, teo amin’ny faritanin’i Gergesà.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga teny am-pitan'ny ranomasina tao amin'ny tanin'ny Gerasena izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga teny ampitan’ny ranomasina tao amin’ny tanin’ny Geraseniana izy ireo.
malagasy
Ary tonga teny am-pitan'ny ranomasina tao amin'ny tanin'ny Gerasena izy ireo.