Mark 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifona mafy Taminy izy mba tsy horoahiny hiala amin’izany faritany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nifona dia nifona taminy Izy mba tsy horoahiny hiala amin’izany tany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitalaho mafy tamin’i Jesoa ralehilahy mba tsy horoahiny lavitra an’io tany io ireo fanahy maloto ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary nifona mafy taminy izy mba tsy horoahiny hiala amin'izany tany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifona mafy Taminy izy mba tsy horoahiny hiala amin’izany faritany izany.
malagasy
Ary nifona mafy taminy izy mba tsy horoahiny hiala amin'izany tany izany.