Mark 5:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy andian-kisoa maro, izay niraoka ahitra teny akaikin’ny tendrombohitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary teo akaikin’ny tendrombohitra dia nisy kisoa betsaka, andiany iray, nihinana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy kisoa maro, andiany iray, nandrasana teny amin’ny kisolosolon’ny havoana.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy kisoa maro andiany izay nandrasana teny akaikin'ny tendrombohitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy andian-kisoa maro, izay niraoka ahitra teny akaikin’ny tendrombohitra.
malagasy
Ary nisy kisoa maro andiany izay nandrasana teny akaikin'ny tendrombohitra.