Mark 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifona Taminy ireo fanahy maloto ka niteny hoe: Alefaso izahay ho eny amin’iretsy kisoa iretsy mba hiditra any anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nangataka taminy ireo demony nanao hoe: «Alefaso izahay ho any amin’ny kisoa mba hiditra ao aminy»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nitalaho tamin’i Jesoa ireo fanahy maloto nanao hoe: –Alefaso amin’iretsy kisoa iretsy izahay, hiditra ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary nifona taminy ireo ka nanao hoe: Alefaso izahay ho any anatin'ny kisoa mba hiditra any aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifona Taminy ireo fanahy maloto ka niteny hoe: Alefaso izahay ho eny amin’iretsy kisoa iretsy mba hiditra any anatiny.
malagasy
Ary nifona taminy ireo ka nanao hoe: Alefaso izahay ho any anatin'ny kisoa mba hiditra any aminy.