Mark 5:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tonga tany amin’i Jesosy izy ireo ka nandinika ilay demoniaka, izay nisy ny legiona, fa indro izy efa nipetraka sy niakanjo sady ary saina; dia raiki-tahotra ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankany amin’i Jesoa izy ireo, ary nahita an’ilay azon’ny demony (izay nisy lejiona) nipetraka sy nitafy lamba ary nanan-tsaina, ka raiki-tahotra terỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tonga teo akaikin’i Jesoa ary nandinika ilay lehilahy azon’ny demony antsoina hoe Tafika teo, efa mipetraka tsara, mitafy lamba sady ary saina; ka nihoron-koditra izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
ary tonga tany amin'i Jesosy izy ka nahita ilay demoniaka, izay nisy ny legiona, fa indro izy nipetraka nitafy lamba sady ary saina; ka raiki-tahotra ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tonga tany amin’i Jesosy izy ireo ka nandinika ilay demoniaka, izay nisy ny legiona, fa indro izy efa nipetraka sy niakanjo sady ary saina; dia raiki-tahotra ny olona.
malagasy
ary tonga tany amin'i Jesosy izy ka nahita ilay demoniaka, izay nisy ny legiona, fa indro izy nipetraka nitafy lamba sady ary saina; ka raiki-tahotra ny olona.