Mark 5:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo izay nahita dia nitantara tamin’ny olona izay zava-nitranga tamin’ilay demoniaka sy ny amin’ny kisoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nolazain’izay nahita tamin’izy ireo izay nahazo ilay azon’ny demony sy ny kisoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry zareo nanatri-maso kosa nitantara tamin’ireo vao tonga ny zava-niseho tamin’ilay azon’ny demony sy ny nanjo ny kisoa teo.
Malagasy Bible 1865
Ary izay efa nahita dia nilazalaza tamin'ny olona izay natao tamin'ilay demoniaka sy ny amin'ny kisoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo izay nahita dia nitantara tamin’ny olona izay zava-nitranga tamin’ilay demoniaka sy ny amin’ny kisoa.
malagasy
Ary izay efa nahita dia nilazalaza tamin'ny olona izay natao tamin'ilay demoniaka sy ny amin'ny kisoa.