Mark 5:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifona tamin’i Jesosy izy ireo mba hialany amin’ny faritaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nihanta tamin’i Jesoa izy ireo, mba hiala amin’ny taniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nitalahoan’ny olona i Jesoa hiala teo amin’ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Ary nifona tamin'i Jesosy izy mba hiala amin'ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifona tamin’i Jesosy izy ireo mba hialany amin’ny faritaniny.
malagasy
Ary nifona tamin'i Jesosy izy mba hiala amin'ny taniny.