Mark 5:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa hiondrana ho ao an-tsambokely Jesosy dia nangataka Taminy ilay demoniaka sitrana mba hijanona eo Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony niakatra teo an-tsambo kely Izy, dia niangavy taminy ilay azon’ny demony mba hanaraka Azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ilay niondrana an-tsambokely iny i Jesoa, dia niangavy taminy kosa ilay azon’ny demony teo aloha nanao hoe: –Avelao aho hiaraka aminao!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hiondrana teo an-tsambokely Jesosy, dia nangataka taminy ilay demoniaka mba hanaraka Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa hiondrana ho ao an-tsambokely Jesosy dia nangataka Taminy ilay demoniaka sitrana mba hijanona eo Aminy.
malagasy
Ary rehefa hiondrana teo an-tsambokely Jesosy, dia nangataka taminy ilay demoniaka mba hanaraka Azy.