Mark 5:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy navelan’i Jesosy anefa izy, fa hoy kosa Izy taminy: Modia ihany any an-tranonao, any amin’ny havanao, ka lazao aminy izay zava-dehibe nataon’ny Tompo taminao sy ny namindrany fo taminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy navelany izy, fa hoy Izy taminy: «Andeha ihany mody any an-tranonao any amin’ny havanao, ka lazao aminy izay zava-dehibe nataon’ny Tompo taminao sy ny namindràny fo taminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nanaiky i Jesoa fa niteny taminy hoe: –Andeha mody any an-tranonao, any amin’ireo havanao; ka lazao azy izay rehetra nataon’ny Tompo taminao noho ny famindrampony.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy navelan'i Jesosy izy; fa hoy Izy taminy: Modia ihany any an-tranonao ho any amin'ny havanao, ka lazao aminy izay zavatra lehibe nataon'ny Tompo taminao sy ny namindrany fo taminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy navelan’i Jesosy anefa izy, fa hoy kosa Izy taminy: Modia ihany any an-tranonao, any amin’ny havanao, ka lazao aminy izay zava-dehibe nataon’ny Tompo taminao sy ny namindrany fo taminao.
malagasy
Nefa tsy navelan'i Jesosy izy; fa hoy Izy taminy: Modia ihany any an-tranonao ho any amin'ny havanao, ka lazao aminy izay zavatra lehibe nataon'ny Tompo taminao sy ny namindrany fo taminao.